Leviticus 23:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo mandritra ny hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin’ny Zanak’Israely dia samy hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo avokoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Trano rantsan-kazo no hitoeranareo hafitoana, trano rantsan-kazo avokoa no hitoeran’ny tompon-tany rehetra amin’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny fito andro, dia Tranotomboka no hilasianareo Israelita teratany rehetra tsy an-kanavaka,
Malagasy Bible 1865
Ao amin'ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin'ny Zanak'Isiraely dia samy hitoetra ao amin'ny trano rantsan-kazo avokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo mandritra ny hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin’ny Zanak’Israely dia samy hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo avokoa,
malagasy
Ao amin'ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin'ny Zanak'Isiraely dia samy hitoetra ao amin'ny trano rantsan-kazo avokoa,