Leviticus 23:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fantatry ny taranakareo fa nampilasy ny Zanak’Israely tao amin’ny trano rantsan-kazo Aho, raha nitondra azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahafantaran’ny taranakareo fa trano rantsan-kazo no nampitoerako ny zanak’i Israely, fony Aho namoaka azy avy any amin’ny tany Ejipta. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahafantaran’ny taranakareo fa tranotomboka no nampilasiako ny razany, fony Aho namoaka azy hiala tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.»
Malagasy Bible 1865
mba ho fantatry ny taranakareo fa nampilasy ny Zanak'Isiraely tao amin'ny trano rantsan-kazo Aho, raha nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fantatry ny taranakareo fa nampilasy ny Zanak’Israely tao amin’ny trano rantsan-kazo Aho, raha nitondra azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
mba ho fantatry ny taranakareo fa nampilasy ny Zanak'Isiraely tao amin'ny trano rantsan-kazo Aho, raha nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.Ary Mosesy dia nilaza tamin'ny Zanak'Isiraely ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah.