Leviticus 23:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely ireo fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampahalalain’i Môizy ny zanak’i Israely ny fetin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nameperan’i Mosesy ny Israelita ny amin’ireo fankalazana manetriketrika naraikitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia nilaza tamin'ny Zanak'Isiraely ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely ireo fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO ireo.
malagasy
Ary Mosesy dia nilaza tamin'ny Zanak'Isiraely ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah.