Leviticus 23:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, rehefa hariva milenti-masoandro, dia Paska an’ny NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny volana voalohany, andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana amin’ilay àty takariva iny, dia Pakan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny volana voalohany, andro faha-14, rehefa hariva, dia fankalazana ny Paska hanajana Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, rehefa hariva milenti-masoandro, dia Paska an’ny NY TOMPO.
malagasy
Ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan'i Jehovah.