Leviticus 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny andro fahadimy amby folo amin’izany volana izany dia andro firavoravoana ho an’NY TOMPO, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io, dia fetin’ny mofo tsy misy lalivay, fankalazana an’i Iaveh; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy lalivay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Io volana io ihany, andro faha-15, no anombohan’ny fetin’ny mofo tsy misy leviora hanajana AHY. Mandritra ny fito andro, dia mofo tsy misy leviora ihany no hohaninareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana ho an'i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny andro fahadimy amby folo amin’izany volana izany dia andro firavoravoana ho an’NY TOMPO, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira.
malagasy
Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana ho an'i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira.