Leviticus 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha fanompoana ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro voalohany hisy fivoriana masina ho anareo, ary tsy hanao asa-mpanompo na inona na inona ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro voalohany amin’ireo andro fito ireo, dia hisy fanompoam-pivavahana hivorianareo, ka aza manao ny raharaha andavanandro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo: aza manao tao-zavatra akory ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao raharaha fanompoana ianareo
malagasy
Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo: aza manao tao-zavatra akory ianareo;