Leviticus 24:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra ilay zanaky ny vehivavy israelita ka nanozona; dia noentina tany amin’i Mosesy izy; Selomita no anaran’ny reniny, zanakavavin’i Dibry avy tamin’ny fokon’i Dana izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’ny vehivavy Israelita nanevateva ny Anarana masina sady nanozona; ary ny anaran-dreniny dia Salômita, zanak’i Dabrỳ, avy amin’ny fokon’i Dana;
Malagasy Bible 1865
Ary niteny ratsy ny Anarana ilay zanaky ny vehivavy Isiraelita ka nanozona dia nentina tany amin'i Mosesy izy (Sebomita no anaran-dreniny, zanakavavin'i Dibry avy tamin'ny firenen'i Dana izy);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra ilay zanaky ny vehivavy israelita ka nanozona; dia noentina tany amin’i Mosesy izy; Selomita no anaran’ny reniny, zanakavavin’i Dibry avy tamin’ny fokon’i Dana izy;
malagasy