Leviticus 24:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avoahy ho eny ivelan’ny toby ilay nanozona ary aoka izay rehetra nandre azy hametraka ny tanany amin’ny lohany ary aoka hitora-bato azy ny fiangonana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asaovy mivoaka ny toby ilay mpanevateva, ka aoka hametra-tanana eo ambonin’ny lohany izay rehetra nandre azy, dia aoka ny fiangonana rehetra hitora-bato azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Avoahy ho eny ivelan’ny toby io lehilahy niteny ratsy Ahy io; ka izay rehetra nandre ny fanevatevàny Ahy, dia aoka hametra-tanana eo an-dohan-dralehilahy; ary aoka ny Israelita rehetra tafangona eto hamono azy amin’ny torabato.
Malagasy Bible 1865
Avoahy ho eny ivelan'ny toby ilay nanozona, ary aoka izay rehetra nandre azy hametraka ny tànany amin'ny lohany, ary aoka ny fiangonana rehetra hitora-bato azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avoahy ho eny ivelan’ny toby ilay nanozona ary aoka izay rehetra nandre azy hametraka ny tanany amin’ny lohany ary aoka hitora-bato azy ny fiangonana rehetra.
malagasy
Avoahy ho eny ivelan'ny toby ilay nanozona, ary aoka izay rehetra nandre azy hametraka ny tànany amin'ny lohany, ary aoka ny fiangonana rehetra hitora-bato azy.