Leviticus 24:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza no mamingavinga an’Andriamaniny dia ho meloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hiteny amin’ny zanak’i Israely ianao hanao hoe: Izay rehetra manozona ny Andriamaniny, dia hilonjy ny helony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto didy ireto kosa no ampitao amin’ny Israelita: «Na iza na iza niteny ratsy ilay Andriamaniny, dia itambesaran-keloka.
Malagasy Bible 1865
Ary mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Na iza na iza no mamingavinga an'Andriamaniny dia ho meloka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza no mamingavinga an’Andriamaniny dia ho meloka.
malagasy
Ary mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Na iza na iza no mamingavinga an'Andriamaniny dia ho meloka,