Leviticus 24:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mampanan-kilema ny namany dia toy izay nataony no hatao aminy koa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandratra ny namany, dia hasiana toraky ny nataony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona nampahazo takaitra ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy:
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mampanan-kilema ny namany dia toy izay nataony no hatao aminy koa:
malagasy
Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa: