Leviticus 24:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo baiko ny Zanak’Israely mba hitondra diloilon’oliva voatoto tsy miharo ho eo aminao, hatao fanazavana mba hampirehetana tsy an-kiato ny jiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Omeo didy ny zanak’i Israely hanatitra aminao diloilo madio avy amin’ny ôliva voatoto, hamelomana ny jiro lalandava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Mitondra menaka ôliva madio tsara ianareo, mba hampirehetana ny jiro isan-kariva ka maharitra tontolo alina.
Malagasy Bible 1865
Mandidia ny Zanak'Isiraely hitondra aminao diloilon'oliva tsara voavely hatao fanazavana, hampirehetana jiro mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo baiko ny Zanak’Israely mba hitondra diloilon’oliva voatoto tsy miharo ho eo aminao, hatao fanazavana mba hampirehetana tsy an-kiato ny jiro.
malagasy
Mandidia ny Zanak'Isiraely hitondra aminao diloilon'oliva tsara voavely hatao fanazavana, hampirehetana jiro mandrakariva.