Leviticus 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tapaka solon’ny tapaka, maso solon’ny maso, nify solon’ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin’ny olona no hatao aminy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tapaka efain-tapaka, maso efai-maso, nify efai-nify, izay ratra nafitsony ny namany dia mba hafitsoka azy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tapaka efain-tapaka, maso efai-maso, nify efai-nify; tahaka ny takaitra nampahazoany olona no hatao aminy koa.
Malagasy Bible 1865
tapaka solon'ny tapaka, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin'ny olona no hatao aminy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tapaka solon’ny tapaka, maso solon’ny maso, nify solon’ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin’ny olona no hatao aminy koa.
malagasy
tapaka solon'ny tapaka, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin'ny olona no hatao aminy kosa.