Leviticus 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fitsipika iray no hitondrana anareo, na vahiny na tompon-tany; Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofehezin’izany lalàna iray izany avokoa ianareo na vahiny na tompon-tany, fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fitsipika tokana no hitondrana anareo, na vahiny na tompontany, fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.»
Malagasy Bible 1865
Fitsipika iray no hitondrana anareo, na vahiny na tompon-tany; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fitsipika iray no hitondrana anareo, na vahiny na tompon-tany; Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Fitsipika iray no hitondrana anareo, na vahiny na tompon-tany; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.Ary Mosesy niteny tamin'ny Zanak'Isiraely, dia navoakany teny ivelan'ny toby ilay nanozona ka notorahany vato. Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.