Leviticus 24:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Makà koba tsara toto ka endaso ho mofo roa amby folo; roa ampahafolon’ny efaha no hatao mofo iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Haka lafarina tsara indrindra ianao ka handrahoanao mofomamy roa ambin’ny folo, samy ho roa ampahafolon’ny efah avy ny mofomamy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lafarinina tsara no alaonao ary mofo 12 samy milanja enina kilao no endaso.
Malagasy Bible 1865
Ary makà koba tsara toto, ka endaso ho mofo roa ambin'ny folo; roa ampahafolon'ny efaha no hatao mofo iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Makà koba tsara toto ka endaso ho mofo roa amby folo; roa ampahafolon’ny efaha* no hatao mofo iray.
malagasy
Ary makà koba tsara toto, ka endaso ho mofo roa ambin'ny folo; roa ampahafolon'ny efaha no hatao mofo iray.