Leviticus 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaky ny Sabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO; avy amin’ny Zanak’Israely izany, dia fanekena maharitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halahatra tsy tapaka isan’andro sabata ireo mofo ireo avy amin’ny zanak’i Israely, eo anatrehan’i Iaveh: fanekem-pihavanana maharitra lalandava izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Isaky ny sabata, mitohy tsy tapaka, no hapetraka mifanongoa eo anatrehako TOMPO ireny mofo avy amin’ny Israelita ireny: ho lamim-panekempihavanana raikitra hatrany hatrany izany ho an’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Isan-tSabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah; ho avy amin'ny Zanak'Isiraely izany, dia fanekena mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaky ny Sabata* no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO; avy amin’ny Zanak’Israely izany, dia fanekena maharitra.
malagasy
Isan-tSabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah; ho avy amin'ny Zanak'Isiraely izany, dia fanekena mandrakizay.