Leviticus 25:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy tany an-tendrombohitra Sinaia nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo an-tendrombohitra Sinay, dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay hoe:
malagasy
[Lalàna ny amin'ny taona sabata sy ny Jobily] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay ka nanao hoe: