Leviticus 25:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Jobily izany ka ho masina ho anareo. Izay vokatra alaina any an-tsaha no hohaninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Jobily izany, ka masina ho anareo. Izay ho vokatry ny taninareo no hohaninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Jobily tokoa io taona io ka hatokanareo ho Ahy. Kanefa izay zavatra voajanahary vokatry ny saha dia azonareo hanina.
Malagasy Bible 1865
fa Jobily izany ka ho masina ho anareo. Izay vokatra alaina any an-tsaha no hohaninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Jobily izany ka ho masina ho anareo. Izay vokatra alaina any an-tsaha no hohaninareo.
malagasy