Leviticus 25:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany taon-Jobily izany dia samy hody amin’ny taninareo avy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany taona Jobily izany, samia ianareo mody amin’ny taninareo avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’io taona Jobily io, dia samy hody amin’ny taninareo avy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany taona Jobily izany dia samy hody amin'ny taninareo avy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany taon-Jobily izany dia samy hody amin’ny taninareo avy ianareo.
malagasy
Amin'izany taona Jobily izany dia samy hody amin'ny taninareo avy ianareo.