Leviticus 25:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mivarotra na mividy zavatra amin’ny mpiray firenena aminareo ianareo dia aza misy mampahory ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy varotra hifanaovanareo amin’ny namanareo, na misy zavatra vidinareo aminy, dia aza misy mamono antoka ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mivarotra na mividy tany amin’ny namanareo ianareo, dia aza misy mamono antoka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mivarotra na mividy zavatra amin'ny namanao ianao, aza misy manao sarotra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mivarotra na mividy zavatra amin’ny mpiray firenena aminareo ianareo dia aza misy mampahory ny rahalahiny.
malagasy
Ary raha mivarotra na mividy zavatra amin'ny namanao ianao, aza misy manao sarotra: