Leviticus 25:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny isan’ny taona aorianan’ny Jobily no hividiananao amin’ny namanao; ary araka ny isan’ny fararano no hivarotany aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny isan-taona isaina hatramin’ny Jobily lasa teo no hividiananao amin’ny namanao, ary araka ny isan’ny fotoam-pahavokarana no hivarotany aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny isan’ny taona, manomboka tamin’ny Jobily lasa, na koa araka ny isan’ny taom-pahavokarana ho avy no hividiananareo sy hivarotanareo azy amin’ny namanareo.
Malagasy Bible 1865
araka ny isan'ny taona aorian'ny Jobily no hividiananao amin'ny namanao; ary araka ny isan'ny fararano no hivarotany aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny isan’ny taona aorianan’ny Jobily no hividiananao amin’ny namanao; ary araka ny isan’ny fararano no hivarotany aminao.
malagasy
araka ny isan'ny taona aorian'ny Jobily no hividiananao amin'ny namanao; ary araka ny isan'ny fararano no hivarotany aminao.