Leviticus 25:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny hamaron’ny taona no hampitomboanao ny vidiny, ary araka ny havitsin’ny taona sisa no hampihenanao ny vidiny; fa araka ny isan’ny fararano no hivarotany aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny hamaroan’ny taona mbola ho avy no hanondrotanao ny vidiny, ary araka ny havitsian’ny taona no hampihenanao ny vidiny: satria ny isan’ny vokatra isan-taom-pijinjana no ivarotany aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny hamaro na havitsin’ny taona sisa no hampitomboana na hampihenana ny vidiny, satria araka ny isan’ny taom-pahavokarana no hivarotana azy.
Malagasy Bible 1865
Araka ny hamaron'ny taona no hampitomboanao ny vidiny, ary araka ny havitsin'ny taona sisa no hampihenanao ny vidiny; fa araka ny isan'ny fararano no hivarotany aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny hamaron’ny taona no hampitomboanao ny vidiny, ary araka ny havitsin’ny taona sisa no hampihenanao ny vidiny; fa araka ny isan’ny fararano no hivarotany aminao.
malagasy
Araka ny hamaron'ny taona no hampitomboanao ny vidiny, ary araka ny havitsin'ny taona sisa no hampihenanao ny vidiny; fa araka ny isan'ny fararano no hivarotany aminao.