Leviticus 25:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misy mampahory ny mpiray firenena aminareo ianareo fa matahora an’Andriamanitrao; Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misy mamono antoka ny rahalahinareo ianareo, fa matahora an’Andriamanitra, satria Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza misy mamono antoka ny mpiray firenena ianareo; izany no hanehoanareo fanajana Ahy satria Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aza misy manao sarotra ianareo, fa matahora an'Andriamanitrao; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misy mampahory ny mpiray firenena aminareo ianareo fa matahora an’Andriamanitrao; Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Ary aza misy manao sarotra ianareo, fa matahora an'Andriamanitrao; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.