Leviticus 25:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araho ny didiko ka tandremo ny fitsipiko, ary araho izany, dia handry fehizay amin’ny tany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araho ny didiko; tandremo ny fitsipiko, ary tanteraho izany, ka handry feizay amin’ny tany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanteraho ny didiko ary imasoy hotanterahinareo ny fitsipiko, dia handry feizay ao amin’ilay tany ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary araho ny didiko, ary tandremo ny fitsipiko, ka araho izy; dia handry fahizay amin'ny tany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araho ny didiko ka tandremo ny fitsipiko, ary araho izany, dia handry fehizay amin’ny tany ianareo.
malagasy
Ary araho ny didiko, ary tandremo ny fitsipiko, ka araho izy; dia handry fahizay amin'ny tany ianareo.