Leviticus 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanome vokatra ny tany ary hihinana ianareo ka ho voky sady honina am-piadanana eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany hahavokatra, ianareo hihinana amim-panaranam-po, ka dia handry feizay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hahavoka-javatra ny tany, dia hihinana sady ho afa-po ianareo, ka handry feizay eo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany hahavoka-javatra dia hihinana ianareo ka ho voky, ary handry fahizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanome vokatra ny tany ary hihinana ianareo ka ho voky sady honina am-piadanana eo amin’ny tany.
malagasy
Ary ny tany hahavoka-javatra dia hihinana ianareo ka ho voky, ary handry fahizay.