Leviticus 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an’ny tany, dia Sabata ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafiditra any amin’ny tany omeko anareo ianareo, hisy fitsaharana ho an’ny tany; ho sabata fankalazana an’i Iaveh izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Rehefa tafiditra ny tany izay omeko anareo ianareo, dia aoka ny tany volena homenareo fialàn-tsasatra mitsingerina mba ho mari-panajàna Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an'ny tany, dia sabata ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an’ny tany, dia Sabata* ho an’NY TOMPO.
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an'ny tany, dia sabata ho an'i Jehovah.