Leviticus 25:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fandrao ianareo hiteny hoe: Inona no hohaninay amin’ny taona fahafito satria tsy mamafy izahay na manangona ny vokatray
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ndrao manao hoe ianareo: Inona no hohaninay amin’ny taona fahafito, fa tsy hamafy izahay, na hampakatra ny vokatray?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Angamba ianareo hanontany anakampo hoe: ‹Inona no hohaninay amin’ny taona fahafito, rehefa tsy manao famafazam-bary na fanangonam-bokatra izahay?›
Malagasy Bible 1865
Ary andrao ianareo manao hoe: Inona no hohaninay amin'ny taona fahafito? fa, indro, tsy mamafy izahay, na manangona ny vokatray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fandrao ianareo hiteny hoe: Inona no hohaninay amin’ny taona fahafito satria tsy mamafy izahay na manangona ny vokatray
malagasy
Ary andrao ianareo manao hoe: Inona no hohaninay amin'ny taona fahafito? fa, indro, tsy mamafy izahay, na manangona ny vokatray;