Leviticus 25:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hodidiako ho aminareo ny fitahiako amin’ny taona fahenina ka hisy vokatra ampy ho anareo amin’ny telo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampidina aminareo ny fanambinako amin’ny taona fahenina aho, dia hahavokatra ho ampy anareo telo taona izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Tompo no hampidina aminareo ny fitahiako amin’ny taona fahenina ka hisy vokatra ampy telo taona ho anareo.
Malagasy Bible 1865
dia hataoko aminareo ny fitahiako amin'ny taona fahenina, ka hisy vokatra ampy ho anareo amin'ny telo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hodidiako ho aminareo ny fitahiako amin’ny taona fahenina ka hisy vokatra ampy ho anareo amin’ny telo taona.
malagasy
dia hataoko aminareo ny fitahiako amin'ny taona fahenina, ka hisy vokatra ampy ho anareo amin'ny telo taona.