Leviticus 25:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hatao varo-maty ny tany satria Ahy ny tany; fa vahiny sy mpivahiny Amiko ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy azo amidy varo-maty ny tany, fa Ahy ny tany; ary ianareo hipetraka atỳ amiko toy ny vahiny sy olona mpiavy fotsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny tany dia tsy azo atao varo-maty, satria Ahy Tompo izany; fa vahiny sy mpivahiny eo amin’ny taniko ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany tsy hatao varo-maty, satria Ahy ny tany; fa vahiny sy mpivahiny amiko ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hatao varo-maty ny tany satria Ahy ny tany; fa vahiny sy mpivahiny Amiko ianareo.
malagasy
Ary ny tany tsy hatao varo-maty, satria Ahy ny tany; fa vahiny sy mpivahiny amiko ianareo.