Leviticus 25:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary havelanareo ho azo avotana ny tany eo amin’ny tany rehetra izay lovanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao ho azo avotana avokoa ny tany ao amin’ny tany rehetra hanananareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, eran’ny tany izay holovanareo, dia havelanareo ho azo avotana ny tany namidy.
Malagasy Bible 1865
Ary havelanareo ho azo avotana ny tany eo amin'ny tany rehetra izay lovanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary havelanareo ho azo avotana ny tany eo amin’ny tany rehetra izay lovanareo.
malagasy
Ary havelanareo ho azo avotana ny tany eo amin'ny tany rehetra izay lovanareo.