Leviticus 25:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy manan-kavana hanavotra Ralehilahy ka amin’izay tratry ny tanany no ahazoany izay ampy hoenti-manavotra azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy manana olona ho solony ralehilahy, fa ny tenany ihany no mba mahita izay ampy hanavotana azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy manan-kavana hanavotra ralehilahy, nefa hambinina izy atỳ aoriana ka hahazo izay ampy hoenti-manavotra ny taniny,
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy manan-kavana hanavotra ralehilahy, nefa nambinina izy ka nahazo izay ampy ho enti-manavotra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy manan-kavana hanavotra Ralehilahy ka amin’izay tratry ny tanany no ahazoany izay ampy hoenti-manavotra azy
malagasy
Ary raha tsy manan-kavana hanavotra ralehilahy, nefa nambinina izy ka nahazo izay ampy ho enti-manavotra azy,