Leviticus 25:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka hanisa ny taona hatramin’ny nivarotany azy izy ary handoa izay mifanentana amin’ny taona sisa ho an’ny lehilahy izay nivarotany azy dia hody amin’ny taniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hisainy ny taona hatramin’ny nivarotany azy, ka izay ankevitry ny taona sisa no haloany amin’ilay nivarotany azy, dia hody amin’ny taniny indray izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao no hataony: hanisa taona manomboka hatreo amin’ny nivarotany azy izy, ka ny an-kevitry ny taona sisa mandra-piavin’ny taona Jobily no haloany vola amin’ilay nivarotany azy; dia hody amin’ny fananany indray ralehilahy tompony.
Malagasy Bible 1865
dia aoka hanisa ny taona hatramin'ny nivarotany azy izy ka handoa ny hevitry ny taona sisa ho an'ny lehilahy izay nivarotany azy; ka dia hody amin'ny taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka hanisa ny taona hatramin’ny nivarotany azy izy ary handoa izay mifanentana amin’ny taona sisa ho an’ny lehilahy izay nivarotany azy dia hody amin’ny taniny izy.
malagasy
dia aoka hanisa ny taona hatramin'ny nivarotany azy izy ka handoa ny hevitry ny taona sisa ho an'ny lehilahy izay nivarotany azy; ka dia hody amin'ny taniny izy.