Leviticus 25:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny trano ao amin’ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao tahaka ny tany ihany; ho azo avotana ihany izany ka ho afaka amin’ny Jobily.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny trano ao amin’ny tanàna tsy voaisy manda manodidina kosa, dia hatao momba ny tany ihany: azo avotana ireny, ary ho afaka amin’ny Jobily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny trano, ao anaty tanàna tsy misy manda manodidina kosa, dia hatao tahaka ny tany ihany: ho azo avotana izany na koa ho afaka teo an-tanan’ilay nividy azy amin’ny taona Jobily.
Malagasy Bible 1865
Fa ny trano ao amin'ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao taha, ka ny tany ihany; ho azo avotana ihany izany, na ho afaka amin'ny Jobily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny trano ao amin’ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao tahaka ny tany ihany; ho azo avotana ihany izany ka ho afaka amin’ny Jobily.
malagasy
Fa ny trano ao amin'ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao taha, ka ny tany ihany; ho azo avotana ihany izany, na ho afaka amin'ny Jobily.