Leviticus 25:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny amin’ny tanànan’ny levita, ny trano ao amin’ny tanàna izay ho anjarany dia ho azon’ny levita avotana ihany na rahoviana na rahoviana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny tanànan’ny Levita kosa, ny amin’ny trano hananany ao an-tanàna, dia azony avotana hatrany hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Momba ny tanànan’ny levita kosa dia izao: ny trano, izay anjarany eo an-tanàna, dia ho azon’ny levita avotana hatrany hatrany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny amin'ny tanànan'ny Levita, ny trano ao amin'ny tanàna izay ho anjarany dia ho azon'ny Levita avotana ihany na oviana na oviana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny amin’ny tanànan’ny levita*, ny trano ao amin’ny tanàna izay ho anjarany dia ho azon’ny levita avotana ihany na rahoviana na rahoviana.
malagasy
Kanefa ny amin'ny tanànan'ny Levita, ny trano ao amin'ny tanàna izay ho anjarany dia ho azon'ny Levita avotana ihany na oviana na oviana.