Leviticus 25:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tany manodidina ny tanànany kosa dia tsy azo amidy satria ho lovany maharitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny saha manodidina ny tanànan’ny Levita, dia tsy hamidy fa fananany mandrakizay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny saha manodidina ny tanànany kosa dia tsy azo amidy, satria fananana raikitra hatrany izany ho an’ny levita.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tany manodidina ny tanànany kosa dia tsy azo hamidy; fa ho lovany mandrakizay izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tany manodidina ny tanànany kosa dia tsy azo amidy satria ho lovany maharitra izany.
malagasy
Fa ny tany manodidina ny tanànany kosa dia tsy azo hamidy; fa ho lovany mandrakizay izany.