Leviticus 25:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka reraka dia tohano izy ka aoka mba ho velona eo aminao tahaka ny vahiny sy ny mpivahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy rahalahinao mihamahantra sy mihaòsa tanana eo akaikinao, na dia izay hafa firenena na vahiny aza, dia tohano izy, mba hivelona eo akaikinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy mihamahantra ny mpiray firenena aminareo, na ny vahiny valovotaka aza, ka tsy afa-manefa ny trosanareo, dia ampio izy mba hahazoany mivelona eo anilanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka reraka, dia vonjeo izy, ka aoka mba ho velona eo aminao tahaka ny vahiny sy ny mpivahiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka reraka dia tohano izy ka aoka mba ho velona eo aminao tahaka ny vahiny sy ny mpivahiny.
malagasy
Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka reraka, dia vonjeo izy, ka aoka mba ho velona eo aminao tahaka ny vahiny sy ny mpivahiny izy.