Leviticus 25:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza maka zana-bola na tombony aminy fa matahora an’Andriamanitrao mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza maka zana-bola na tombony aminy, fa matahora ny Andriamanitrao, ka aoka hivelona eo akaikinao ny rahalahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza maka zana-bola na tombony aminy; izany no hanehoanareo fanajana Ahy Andriamanitrareo sady hahazoany mivelona eo anilanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza maka zana-bola na tombony aminy; fa matahora an'Andriamanitrao, mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza maka zana-bola na tombony aminy fa matahora an’Andriamanitrao mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
malagasy
Aza maka zana-bola na tombony aminy; fa matahora an'Andriamanitrao, mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.