Leviticus 25:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampanjana-bola aminy, ary aza mampisambotra hanina hahazoana tombony:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mampanàna vola aminy, na mampisambotra hanina hilàn-tombony aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza asiana zana-bola raha mampisambotra vola aza ianareo, ary aza maka tombony raha mampisambotra hanina azy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mampanàna vola aminy, ary aza mampisambotra hanina hahazoana tombony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampanjana-bola aminy, ary aza mampisambotra hanina hahazoana tombony:
malagasy
Aza mampanàna vola aminy, ary aza mampisambotra hanina hahazoana tombony: