Leviticus 25:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba hanome anareo ny tany Kanana ka ho Andriamanitrareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no Iaveh Andriamanitrareo, Izay namoaka anareo tany amin’ny tany Ejipta, hanomezako anareo ny tany Kanaana, mba ho Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo, Ilay namoaka anareo hiala tany Ejipta mba hanome anareo ny tany Kanahàna sady ho Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, hanome anareo ny tany Kanana, mba ho Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba hanome anareo ny tany Kanana ka ho Andriamanitrareo Aho.
malagasy
Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, hanome anareo ny tany Kanana, mba ho Andriamanitrareo.