Leviticus 25:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihamahantra ny rahalahinao ka mivarotra ny tenany aminao dia aza asainao manompo anao toy ny andevo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan’andevo izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy mihamahantra ny mpiray firenena aminareo ka mitolo-tena ho mpanomponareo, dia aza ampanaovina asan’andevo izy
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao ka mivaro-tena aminao, aza ampanompoinao toy ny andevo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihamahantra ny rahalahinao ka mivarotra ny tenany aminao dia aza asainao manompo anao toy ny andevo izy;
malagasy
Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao ka mivaro-tena aminao, aza ampanompoinao toy ny andevo izy;