Leviticus 25:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny taona fahafito kosa dia ho tena fitsaharana ho an’ny tany, dia Sabata ho an’NY TOMPO; aza mamafy amin’ny taninao ianao ary aza mandrantsana ny voalobokao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny taona fahafito kosa dia ho sabata fitsaharana lehibe ho an’ny tany, sabata fankalazana an’i Iaveh, ka tsy hamafy amin’ny taninao ianao na handrantsana ny voalobokao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny taona fahafito kosa dia fialan-tsasatra tanteraka no homenareo ny tany volenareo mba ho mari-panajana AHY: aza amafazana ny tanimbarinareo, ary aza rantsanana ny voalobokareo;
Malagasy Bible 1865
fa ny taona fahafito kosa ho tena fitsaharana ho an'ny tany, dia sabata ho an'i Jehovah; aza mamafy amin'ny taninao ianao, ary aza mamboatra ny sahanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny taona fahafito kosa dia ho tena fitsaharana ho an’ny tany, dia Sabata ho an’NY TOMPO; aza mamafy amin’ny taninao ianao ary aza mandrantsana ny voalobokao.
malagasy
fa ny taona fahafito kosa ho tena fitsaharana ho an'ny tany, dia sabata ho an'i Jehovah; aza mamafy amin'ny taninao ianao, ary aza mamboatra ny sahanao.