Leviticus 25:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa aoka hitoetra eo aminao tahaka ny mpikarama sy tahaka ny vahiny izy ary mandra-pahatongan’ny taon-Jobily no hiasany ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ataovy toy ny mpikarama, na vahiny an-trano, ary mandra-pahatongan’ny taona Jobily no hanompoany anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ataovy toy ny mpikarama na vahiny valovotaka; ary mandra-pahatongan’ny taona Jobily no hanompoany anareo.
Malagasy Bible 1865
fà aoka hitoetra eo aminao tahaka ny mpikarama sy tahaka ny vahiny izy; mandra-pahatongan'ny taona Jobily no hanompoany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa aoka hitoetra eo aminao tahaka ny mpikarama sy tahaka ny vahiny izy ary mandra-pahatongan’ny taon-Jobily no hiasany ho anao.
malagasy
fà aoka hitoetra eo aminao tahaka ny mpikarama sy tahaka ny vahiny izy; mandra-pahatongan'ny taona Jobily no hanompoany anao.