Leviticus 25:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho afaka izy sy ny zanany ka hody amin’ny ankohonany sy amin’ny tanindrazany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’io dia ho afaka izy mbamin’ny zanany miaraka aminy, ka hody any amin’ny fianakaviany sy hiverina amin’ny fananan-drazany indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia ho afaka teo an-tananareo izy mbamin’ny zanany ka hody any amin’ny fianakaviany sy hizaka indray ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Dia ho afaka izy sy ny zanany ka hody amin'ny mpianakaviny sy amin'ny tanin-drazany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho afaka izy sy ny zanany ka hody amin’ny ankohonany sy amin’ny tanindrazany koa.
malagasy
Dia ho afaka izy sy ny zanany ka hody amin'ny mpianakaviny sy amin'ny tanin-drazany koa.