Leviticus 25:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ka tsy hamidy tahaka ny andevo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mpanompoko nentiko nivoaka avy any amin’ny tany Ejipta izy ireo ka tsy hamidy toy ny fivarotra andevo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mpanompoko ny Israelita izay navoakako hiala tany Ejipta, ka tsy tokony hamidy tahaka ny andevo.
Malagasy Bible 1865
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka tsy hamidy tahaka ny andevo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ka tsy hamidy tahaka ny andevo.
malagasy
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka tsy hamidy tahaka ny andevo.