Leviticus 25:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mifehy azy amin-kery fa matahora an’Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hizaka azy amin-kalozana ianao, fa hatahotra ny Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza itratrevatrevana sy ampahoriana izy, fa izany no hanehoanareo fanajana Ahy Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mampanompo azy fatratra, fa matahora an'Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mifehy azy amin-kery fa matahora an’Andriamanitrao.
malagasy
Aza mampanompo azy fatratra, fa matahora an'Andriamanitrao.