Leviticus 25:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’izay ho andevolahinao sy andevovavinao dia amin’ny Jentilisa izay manodidina anareo no hividiananareo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo firenena manodidina anao no azonao angalana andevo lahy na vavy, mba ho anao; amin’ireo no hividiananareo ankizy lahy aman’ankizy vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny amin’izay ho andevolahinareo na andevovavinareo, dia amin’ny firenena manodidina anareo no hividiananareo azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'izay ho andevolahinao sy andevovavinao, dia amin'ny jentilisa izay manodidina anareo no hividiananareo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’izay ho andevolahinao sy andevovavinao dia amin’ny Jentilisa* izay manodidina anareo no hividiananareo azy.
malagasy
Ary ny amin'izay ho andevolahinao sy andevovavinao, dia amin'ny jentilisa izay manodidina anareo no hividiananareo azy.