Leviticus 25:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hataonareo lovan’ny zanakareo mandimby anareo ireny ho fananana holovany ka hampanompoinareo maharitra; fa ny Zanak’Israely rahalahinareo dia aza mba anjakazakana amin-kery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havelanareo ho lovan’ny zanakareo mandimby anareo ireny, mba hizakany azy ireo toy ny fananana; ho andevonareo mandrakizay izy. Fa raha ny amin’ny rahalahinareo, ny zanak’i Israely kosa, dia aza misy aminareo mizaka ny rahalahiny amin-kalozana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonareo lovan’ny zanakareo mandimby anareo ireny, mba hozakainy ho fananany. Ho mpanomponareo hatrany hatrany ireny; fa ny Israelita mpiray firenena aminareo kosa dia tsy azonareo itratrevatrevana sy ampahoriana.
Malagasy Bible 1865
Ary hataonareo lovan'ny zanakareo mandimby anareo izany ho fananana holovany ka hampanompoinareo mandrakizay fa ny Zanak'Isiraely rahalahinareo dia aza mba ampanompoina fatratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hataonareo lovan’ny zanakareo mandimby anareo ireny ho fananana holovany ka hampanompoinareo maharitra; fa ny Zanak’Israely rahalahinareo dia aza mba anjakazakana amin-kery.
malagasy
Ary hataonareo lovan'ny zanakareo mandimby anareo izany ho fananana holovany ka hampanompoinareo mandrakizay fa ny Zanak'Isiraely rahalahinareo dia aza mba ampanompoina fatratra.