Leviticus 25:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia nivarotra ny tenany aza izy dia azo avotana indray ka ny iray amin’ny rahalahiny no mahazo manavotra azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia azo avotana izy, rehefa nivaro-tena; ny iray amin’ny rahalahiny no mahazo manavotra azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia azo avotana izy na efa lasa mpanompo aza. Ny anankiray amin’ireo rahalahiny no mahavotra azy,
Malagasy Bible 1865
na dia nivaro-tena aza izy, dia azo avotana indray; ny anankiray amin'ny rahalahiny no mahazo manavotra azy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia nivarotra ny tenany aza izy dia azo avotana indray ka ny iray amin’ny rahalahiny no mahazo manavotra azy;
malagasy
na dia nivaro-tena aza izy, dia azo avotana indray; ny anankiray amin'ny rahalahiny no mahazo manavotra azy: