Leviticus 25:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na ny rahalahin-drainy, na ny zanak’olo-mirahalahy aminy, na izay havany akaiky azy amin’ny ankohonany no mahazo manavotra azy kanefa raha tratry ny ananany dia afaka manavotra ny tenany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny rahalahin-drainy, na ny zana-drahalahin-drainy mahazo manavotra azy; na ny iray amin’ny havany akaiky mahazo manavotra azy; na ny tenany, rehefa mba mahazo harena izy, dia hiavo-tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny rahalahin-drainy, na ny zana-drahalahin-drainy, na ny anankiray amin’ireo havany akaiky; mahazo miavo-tena koa izy, raha tàhiny manana ny ampy ho an’izany.
Malagasy Bible 1865
na ny rahalahin-drainy, na ny zanak'olo-mirahalahy aminy, na izay havany akaiky azy amin'ny mpianakaviny no mahazo manavotra azy; kanefa raha tratry ny ananany, dia hanavo-tena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na ny rahalahin-drainy, na ny zanak’olo-mirahalahy aminy, na izay havany akaiky azy amin’ny ankohonany no mahazo manavotra azy kanefa raha tratry ny ananany dia afaka manavotra ny tenany izy.
malagasy
na ny rahalahin-drainy, na ny zanak'olo-mirahalahy aminy, na izay havany akaiky azy amin'ny mpianakaviny no mahazo manavotra azy; kanefa raha tratry ny ananany, dia hanavo-tena izy.