Leviticus 25:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola maro ny taona sisa dia ara-keviny ihany no handoavany ny fanavotana azy avy amin’ny vola vidiny teo aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola maro ny taona sisa, dia haloany araka izay isan’izany taona izany ny vola avony, atao ara-kevitry ny vola nividianana azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola maro ny taona sisa mandra-pahatongan’ny taona Jobily, dia ara-keviny amin’ilay vola nividianana azy no fanavotana haloa.
Malagasy Bible 1865
Raha mbola maro ny taona sisa, dia ara-keviny ihany no handoavany ny avony avy amin'ny vola vidiny teo aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola maro ny taona sisa dia ara-keviny ihany no handoavany ny fanavotana azy avy amin’ny vola vidiny teo aloha.
malagasy
Raha mbola maro ny taona sisa, dia ara-keviny ihany no handoavany ny avony avy amin'ny vola vidiny teo aloha.