Leviticus 25:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha vitsy kosa ny taona sisa mandra-pahatongan’ny taon-Jobily dia hanisa izany aminy izy, koa ara-keviny amin’ny taona ihany no handoavany ny vola fanavotana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha vitsy sisa ny taona hatramin’ny taona Jobily, dia isaina izany: hatao araka izany taona izany ny vola avony haloany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vitsy kosa ny taona sisa, dia hoisaina izany ka ara-kevitr’ireo taona ireo no fanavotana haloa.
Malagasy Bible 1865
Any raha vitsy kosa ny taona sisa mandra-pahatongan'ny taona Jobily, dia hanisa izany aminy izy, ka ara-kevitry ny taona ihany no handoavany ny vola avony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha vitsy kosa ny taona sisa mandra-pahatongan’ny taon-Jobily dia hanisa izany aminy izy, koa ara-keviny amin’ny taona ihany no handoavany ny vola fanavotana azy.
malagasy
Any raha vitsy kosa ny taona sisa mandra-pahatongan'ny taona Jobily, dia hanisa izany aminy izy, ka ara-kevitry ny taona ihany no handoavany ny vola avony.